|
|
|
|

Teny iditra tsy fampiseho masoandro
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, fampiseho, maso, andro
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: maloto
Ohatra " Misy larony tsy fampiseho masoandro hatrany koa ny teny toy izany. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11