|
|
|
|

Teny iditra tsy latsa-danja noho ny
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, latsaka, lanja, noho
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mitovy
Ohatra 
1Nefa nisy anankiray izay noheverina ho tsy latsa-danja noho ny andriamani-dahy. [1.38]
2Rainitoandro tokoa no maty, fa ny fitsimbinan' ny tany ama-monina ny vady aman-janany dia mahatahotra an' Andriamanitra, fa mihoatra sy tsy latsa-danja noho ny fahavelony. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/11