|
|
|
|

Teny iditra tsy mahahetsika
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, mahahetsika
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: vizana
Ohatra Tsy fantatra velively izay nitondrany azy, fa izahay moa dia izao hitanareo tsy mahahetsika izao. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/10