|
|
|
|

Teny iditra tsy mahalala menatra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, mahalala, menatra
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miangiangy
Ohatra 
1Tsy mijaly, tsy mahalala menatra. [2.472]
2sanatria ohatra ny tsy mahalala onony sy tsy mahalala menatra. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/10