|
|
|
|

Teny iditra tsy mahatombin-tsiraka
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mahatombina, siraka
 Tsy mahapetraka amin' izay misy azy famifindrafindra toerana lava -- (ny siraka dia mitovy amin' ny sirana ihany: ny faritra eo ambony ranjo amin' ny biby; amin' ny olona, ilazana tsotra ny ranjo) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12