|
|
|
|

Teny iditra tsy mahomby
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, mahomby
 Tsy tsara, tsy manjary, tsy misy vidiny [1.1]
Ohatra 
1Tsy mahomby miasa tany izy [1.1]
2Tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina [1.1]
3Tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12