|
|
|
|

Teny iditra tsy mihambahamba
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, mihambahamba
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: manao
Ohatra 
1Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [2.470]
2Vola be tsy toko tsy firohana no mihodina ao hany ka tsy mihambahamba ny mpandraharaha hanome kolikoly ny manampahefana isan’ambaratongany rehetra. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/11