| Teny iditra | tsy miroa fo | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | miroa, fo | |
| Enti-milaza faherezana miasa na manao raharaha satria amin' ny asa tokana ihany ny fony [1.1] | ||
| Ohatra | Mba tsy miroa fo koa re izany namatotra azy izany.
[2.895] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |
|