| Teny iditra | tsy miteny | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, miteny | |
| Tsy misy antony (fomba fitenin' ny ankizy indrindra amin' izao andro izao, izay tsy azo lavina fa nalaina avy tamin' ilay fitenenana efa tranainy hoe: "Tsy miteny fa vola baoritra" nenti-nilaza ny maha-tsinontsinona ny vola madinika baoritra nony tonga ny vola madinika vy [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |
|