|
|
|
|

Teny iditra tsy mivaky
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, mivaky
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: manontolo
Ohatra 
1Vatan-kazo tsy mivaky izany kitay izany. [2.472]
2dia aterina ho azy ny vodihena tsy mivaky, afatsy ny any Zanadralambo no ho miakatra. [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/11