| Teny iditra | tsy takatra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, takatra | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: lafo | |
| Ohatra | Raha mahazo mamerina ny fiainany indray ny olona, takarina ny lanitra ka tsy takatra.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26 |
|