|
|
|
|

Teny iditra tsy tana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tsy, tana
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mandositra
Ohatra 
1Nitambaran' ny namany notazonina fa tsy tana. [2.472]
2Tsy tana indray ny ranomaso satria tandrifin-drahona ihany, isaky ny mahatsiaro ny tenin' ny maty ombieny ombieny. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12