| Teny iditra | tsy vaky atatra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, vaky, atatra | |
| Olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra [1.1] | ||
| Impudent, éhonté [1.3] | ||
| Ohatra | Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny.
[2.4] | |
| Tovy hevitra | tsy vaky afero | |
| Tohi-kevitra | vaky atatra | |
| Tsipelina hafa | tsy vakiatatra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
|