|
|
|
|

Teny iditra tsy vanona
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny ilay, vanona
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: ratsy
Ohatra Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19