| Teny iditra | valala | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Innombrable [1.3] | ||
| Se disait de ce qui est innombrable [2.415] | ||
| Teny iditra | valala | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazam-bibikely lava tanana, maitso na manja, ary misy tongony efatra ka ny roa eo aoriana lavalava kokoa noho ny eo aloha, izay ahafahany mitsambikina. [1.1] | ||
| A grasshopper, a locust [1.7] | ||
| Sauterelle, criquet [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Lahatsoratra | Randzavola: valala ao amin' ny Baiboly | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26 |
|