| Teny iditra | valalanina | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Enti-milaza ny maso vizana eo am-pitazanana na eo am-piandrasana: Valalanina ny maso mijery ireo fiarakodia an-jatony mitanjozotra Enti-milaza olona refona na noana ka jembijemby mila tsy hahita [1.1] | ||
| Tired out by monotonous work [1.7] | ||
| épuisé par un travail monotone [1.8] | ||
| Ohatra | Ny tena foana no valalanina mijery sy mifidy
[2.470] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/12/30 |
|