| Teny iditra | valanirana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitata). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehina ampiasaina amin ny fanafodin' ny tosidra [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Nuxia capitata | |
| Ohatra | Ary rahefa tonga an-trano ny hena, dia itohizana ny valanirana ny tononkena;
[2.48] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |
|