| Teny iditra | valiha tsimihety | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | valiha, tsimihety | |
| Sampan-drofia roa no alaina, esorina ny atiny, atambatra hanjary boribory; ny hodiny ihany no sokirina hanjary tadiny [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
|