| Teny iditra | vandana | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Maramara misy sorany mifangaro: Avereno any ity taratasy vandana ity fa tsy misy hilana azy. Tsy tsotra sy madio fa ratsiratsy toetra. [1.1] | ||
| Spotted, speckled, of mixed colors; cf. sada [1.7] | ||
| Moucheté, marbré [1.8] | ||
| Ohatra | Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho.
[2.472] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/04/18 |
|