|
|
|
|

Teny iditra vangovango (vango)
Sokajin-teny anarana
 Fanaovan-javatra amin' ny ankapobeny fotsiny [1.1]
 Action de dégrossir, d'ébaucher, de préparer grossièrement [1.3]
 ébauche [1.13]
Sampanteny 

Teny iditra vangovango
Sokajin-teny anarana
  [Tambahoaka] Habantanana [1.78]
  [Sihanaka] Fehin-tanana, traba [1.78]
  [Tanosy] Ravaka mamehy tanana [1.78]
 Bracelet, anneau [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20