| Teny iditra | varanga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hazakazaka, fandehanana haingana dia haingana: Manao varanga (jereo rarangy) [1.1] | ||
| Teny iditra | varanga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hena masaka, alona ao anaty menaka mba haharetany sy hahatsara tairo azy. [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Tsipelina hafa | varangan-kena | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |
|