|
|
|
|

Teny iditra varialoha (vary, aloha)
Sokajin-teny anarana
 Anarana omena amin' ny afovoan-tany ny vary afafy amin' ny volana Avrily sy Mey, ketsaina amin' ny Aogositra ary jinjaina amin' ny Zanvie [1.1]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  vakiambiaty

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/12