| Teny iditra | variana | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Very hevitra:
Very ny firavako sarobidy ka variana aho Lasa eritreritra: Variana aho mijery ireto tanora betsaka, tsy maintsy hitadiavana asa rahampitso Mifantoka amin' ny zavatra tokana ny saina ka manadino izay tokony hatao, sondriana, revo: Varian-dalao izy ka tsy nahatsiaro sakafo akory [1.1] | ||
| Ohatra | Variana Randrianaivo mahita ireto olona marobe mbola tsy misy fantany, fa vao vahiny vao tonga avokoa.
[2.324] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |
|