| Teny iditra | varika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazana gidro kely, ny rambony misoratra mitapatapaka [1.1] | ||
| Anarana iombonan'ny amboanala isan-karazany [1.13] | ||
| A smallish brown lemur [1.7] | ||
| Common brown lemur (Eulemur fulvus fulvus) Red-fronted brown lemur, rufous brown lemur (Eulemur fulvus rufus) White-fronted brown lemur (Eulemur fulvus albifrons) Sanford's brown lemur (Eulemur fulvus sanfordi) White-collared brown lemur (Eulemur fulvus albocollaris) Collared brown lemur (Eulemur fulvus collaris) [2.233] | ||
| Petit lémurien, le macoco [...] [tohiny 1.54] | ||
| Petit lémurien brun [1.8] | ||
| Lémurien [1.13] | ||
| Lémur brun (Eulemur fulvus fulvus) Lémur à front roux (Eulemur fulvus rufus) Lémur à front blanc (Eulemur fulvus albifrons) Lémur e Sanford (Eulemur fulvus sanfordi) Maki à fraise, lemur à collier blanc (Eulemur fulvus albocollaris) Lémur à collier roux (Eulemur fulvus collaris) [2.233] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Eulemur fulvus | |
| Ohatra | izay mbola nametraka an' i Madagasikara ho loha-laharana eo amin' ny asa fiarovana ireo varika eto amintsika.
[1.445] | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny Gidro | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
|