| Teny iditra | vary amin' anana variaminanana | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | vary, amy, anana | |
| [ variaminanana ] Vary misy teti-kena sy karazan' anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina miaraka. Intelo miantoana no fahandro ny variaminanana: ny teti-kena aloha, dia ny anana, ary izay vao ny fotsimbary rehefa mangotraka ireo [1.1] | ||
| Riz aux herbes Pêle-mêle, désordre, hasard [1.3] | ||
| Pensées entremêlées, pêle-mêle comme le riz et les brèdes mélangés [2.415] | ||
| Riz aux herbes potagères ; plat très commun. Sens figuré : présenté pêle-mêle, sans ordre. [1.196] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|