|
|
|
|

Teny iditra vatomandry
Sokajin-teny anarana
Singan-teny vato, mandry
  [Taisaka] Vary afafy amin' ny heniheny ka jinjaina amin' ny ririnina [1.1]

Teny iditra Vatomandry
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -19.3333333, 48.9833333
Haianarantany vato, mandry

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25