|
|
|
|

Teny iditra vatosoa
Sokajin-teny anarana
Singan-teny vato, soa
 Karazam-bato sarobidy noho ny hasoany [1.1]
 A precious stone [1.7]
 Pierre précieuse [1.8]
Voambolana 
Ohatra Dia mandray ampingarabolamena feno vatosoa mamirapiratra fatratra. [1.437]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26