| Teny iditra | vavafo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | vava, fo | |
| [Bara] Vavony [1.78] | ||
| Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty [1.1] | ||
| The solar plexus [1.7] | ||
| Le creux de l'estomac [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! Midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo.
[2.356] | |
| Tovy hevitra | ambavafo | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/06/26 |
|