|
|
|
|

Teny iditra vavafo
Sokajin-teny anarana
Singan-teny vava, fo
  [Bara] Vavony [1.78]
 Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty [1.1]
 The solar plexus [1.7]
 Le creux de l'estomac [1.8]
Voambolana 
Ohatra Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! Midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [2.356]
Tovy hevitra ambavafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/26