|
|
|
|

Teny iditra vavàna (vava)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Asiana vavany, asiana banga, loaka: Vavào ity ampiantany ity [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vavàna
Filaza mandidy : vavao

Teny iditra vavàna (vava)
Sokajin-teny mpamaritra
 Mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona; basivava, mipentsompentsom-bava: Mba vehivavy vavana izany! [1.1]
 Very talkative [1.7]
 Très bavard [1.8]
Tovy hevitra basivava

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03