|
|
|
|

Teny iditra vavony
Sokajin-teny anarana
 Kitapo mahalany eo amin' ny 1,5 litatra (ho an' ny olombelona), izay mihetsiketsika mandritra ny ora vitsivitsy aorian' ny sakafo ka manakobana sy manapotipotika ny sakafo; tsy izany ihany fa mbola manova ny toetrany simika koa izy amin' ny alalan' ny fiharombavony izay ao anaty rindrim-bavony [1.1]
Voambolana 

Teny iditra vavony
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] (sens général : estomac). Nom donné aux beurres végétaux à usage alimentaire ; notamment celui de : Symphonia oligantha Baker (Clusiaceae) ; les graines fournissent un excellent beurre végétal. L'arbre est malheureusement peu répandu et mériterait d'être multiplié. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Symphonia oligantha

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17