|
|
|
|

Teny iditra vazana
Sokajin-teny anarana
 Ireo nify vaventy fara laharana indrindra ary fanaikerana ny zavatra mafy: Maniry fara vazana [1.1]
 The double teeth [1.7]
 Les dents molaires [1.8]
 Molaire [1.13]
Voambolana 

Teny iditra vazana
Sokajin-teny anarana
 Zoro na lafiny efatra ambony amin' ny trano: Vazantrano [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19