| Teny iditra |
ve
|
| Sokajin-teny | kianteny
|
| | Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana:
Handeha ve ianao amin' ny Alakamisy? -- Amin' ny Alakamisy ve ianao no handeha?
Indraindray, azo ampiasaina miaraka amin' ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy:
Moa ve hijanona ianao? [1.1]
|
| | Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3]
|
| Ohatra | Hianao ihany ka tsy hanao izany ve ? (Vous en êtes bien capable, vous êtes assez osé pour cela)
[1.3]
|
| Tovy hevitra | |
| Mpanahaka |
moa |
|
| Teny iditra |
ve
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Taisaka]
Fivoizana lakana [1.78]
|
| | [Betsimisaraka]
Fivoy, hazo fisaka misy tahony lavalava entina mitondra lakana [1.78]
|
| Voambolana |
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
ve
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Taisaka]
Evina [1.78]
|
| Voambolana |
|