|
|
|
|

Teny iditra vehana
Sokajin-teny anarana
 Halavan-drefy hatao amin' ny tendron' ny fanondro ka hatramin' ny tendron' ny ankibe (vodivoam-pelatanana miverina indroa, na voatondro folo, na zehy latsaka tondro) [1.1]
Voambolana 
Ohatra hatr' aminy voantondro iray azo atao hery ny ka hatr' aminy vehana tahak' izao [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17