| Teny iditra | velarana (velatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza ny olona izay anaovana ny asa voalaza ao anatin' io matoanteny io: Velarana tsihy ny vahiny [1.1] | |||||||||
| To have something spread or unrolled on it [1.7] | |||||||||
| Pour qui on déploie, là où l'on étend [1.3] | |||||||||
| Sur quoi on déplie ou déroule quelque chose [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | velarana (velatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Aire, surface, superficie [1.13] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/23 |
|