| Teny iditra | velively | ||||
| Sokajin-teny | tambinteny | ||||
| Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy", ka entina manamafy ny fandavana: Tsy fantatro velively izany olona izany [1.1] | |||||
| Point du tout: Mbola tsy hita velively (Il est encore bien loin) [1.3] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/28 |
|