|
|
|
|

Teny iditra vendrivendry
Sokajin-teny anarana
 Firenirenena
Hadalana, haketrenana
Tsy fanasiana antony, filalaovana, famazivaziana
Fahajemben' ny maso tarafin' ny hazavana ka mipendrampendrana. [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23