| Teny iditra | verahina (veraka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Vakina roa ka sokafana tsara: Misy vitsika ny voankazo sasany rehefa verahina Loarana ny tsinainy: Noverahina ilay kisoa rehefa avy nodorana Velarina: Veraho ny entanao hosavana Borahina: Aza matahotra fa veraho izay ao am-ponao [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|