|
|
|
|

Teny iditra veroka
Sokajin-teny anarana
 Teny tsy fahita afa-tsy amin' ilay fombam-pitenenana hoe: tsy azo veroka, tsy hita veroka [1.1]
Ohatra Azoazony veroka ihany kosa anefa. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26