| Teny iditra | viave | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tanala] Vehivavy: Viave tono angoake tsy loja-mitodike (mora may ny angoaka ka tsy mahazo mitoditokia raha mitono azy; dia toy izany koa ny vehivavy tsy manaja vady) [1.78] | ||
| Tovy hevitra | viavy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01 |
|