|
|
|
|

Teny iditra vidy
Sokajin-teny anarana
 Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy?
Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay
Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [1.1]
 Price, value [1.7]
 Prix [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
 Valeur [1.3, 1.5]
Voambolana 
Ohatra Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [2.472]
Mpanahaka  vanga

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18