|
|
|
|

Teny iditra vihy
Sokajin-teny anarana
 Bonga eo amin'ny taovam-pananahan'ny lahy [1.13]
 Testicule [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra atodinakanga

Teny iditra vihy
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Voa [1.78]
  [Taisaka] Voan-javamaniry
Voa madinika [1.78]
  [Sihanaka] Voa madinika [1.78]
  [Tanosy] Voa [1.78]
  [Sakalava] Fruit ou graine, d'après H.Perrier ; Leandri et Faublée (équivalent de voa (1) (Merina)). Dans certains villages, c'est aussi le nom donné aux tubercules multipliés par l'homme (boutures). [1.196]
Voambolana 
Ohatra Izay manome voa na vihy toy ilay nafafy ihany no tena masomboly. [2.117]
Tovy hevitra vihiny

Teny iditra vihy
Sokajin-teny anarana
 Voa ao anatin'ny sela [1.13]
 Noyau [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25