|
|
|
|

Teny iditra vikavika
Sokajin-teny anarana
 Fomba fanjairana hanamarihana izay tena hozairina na hitanana azy fotsiny vonjimaika; zojòtra: Ataovy vikavika fotsiny aloha fa izaho no hanjaitra azy amin' ny milina [1.1]
 Zaitra mahalana alohan'ny tena izy [1.13]
 Large stitches, tacking or basting stitches [1.7]
 Action de faufiler; gros points de couture [1.8]
 Faufil, point de bâti [1.13]
Voambolana 
Mpanahaka  tsetseky dify

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/22