| Teny iditra | vikinina (vikina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ihoarana, dikaina, dinganina: Vikino io tamboho io raha afakao. [1.1] | |||||||||
| To be jumped over [1.7] | |||||||||
| Qu'on saute [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Potika izay rehetra lalovana, ny hantsana vikinina, ny rano itsobohana, rotidrotika daholo ny zavamaniry lalovana.
[2.436] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |
|