|
|
|
|

Teny iditra viko
Sokajin-teny anarana
  [Tsimihety] Zavamaniry iray karazana amin' ny volotsangana, fanao sahafa sy fanohanana vavan-tandroho [1.1]
 Indian weed, strong wickerwork [1.2]
 Espèce de rotin [1.3]
  [Betsimisaraka, Tanala] Réf. Rakotoniaina, Réserves Naturelles 4524 ; Tsilizy, Réserves Naturelles 5709. Flagellaria indica L. (Flagellariaceae). Sorte de rotin employé en vannerie, dans la construction des cases, etc. Comme vika et viky [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Flagellaria indica
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31