|
|
|
|

Teny iditra vimbinina (vimbina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Entina amin' ny tanana: Vimbino kely, anaka, ity harona ity
Arovana, tahina: Novimbinin' Andriamanitra izy ka tody soa aman-tsara eto an-tanindrazana indray [1.1]
 To be carried in the hand; to be protected [1.7]
 Qu'on porte à la main, qu'on protège, dont on a soin [1.3]
 Qu'on porte à la main; qu'on protège [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vimbinina, vimbiniko, vimbininao, vimbininy, vimbinintsika, vimbininay, vimbininareo, vimbinin', vimbinin-, vimbinim-, vimbini-
Ny lasa : novimbinina, novimbiniko, novimbininao, novimbininy, novimbinintsika, novimbininay, novimbininareo, novimbinin', novimbinin-, novimbinim-, novimbini-
Ny hoavy : hovimbinina, hovimbiniko, hovimbininao, hovimbininy, hovimbinintsika, hovimbininay, hovimbininareo, hovimbinin', hovimbinin-, hovimbinim-, hovimbini-
Filaza mandidy : vimbino

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20