|
|
|
|

Teny iditra vinady (vady)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
  [1.1]
 Qui a été épousé [1.3]
Ohatra Ary Rajery niteraka andRasoanivo, no vinady ny Raharo. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vinady, vinadiko, vinadinao, vinadiny, vinadintsika, vinadinay, vinadinareo, vinadin', vinadin-, vinadim-
Ny lasa : novinady, novinadiko, novinadinao, novinadiny, novinadintsika, novinadinay, novinadinareo, novinadin', novinadin-, novinadim-
Ny hoavy : hovinady, hovinadiko, hovinadinao, hovinadiny, hovinadintsika, hovinadinay, hovinadinareo, hovinadin', hovinadin-, hovinadim-

Nohavaozina tamin' ny 2019/09/16