| Teny iditra | vinango (vango) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| (misy tsofoka in) Voavango, novangoina, nasiana, novelezina: Novinangon' i Bema ny zandriny ka saika safotra mihitsy [1.1] | |||||||
| Battu [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voavango | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|