|
|
|
|

Teny iditra vinanio (vinany)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vinanina [Fitanisana]
Ohatra 
1Vinanio iza no namely anao [1.1]
2Vinanio iza no nahazo ny loka lehibe indrindra tamin' ny antsapaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17