|
|
|
|

Teny iditra vingitina (vingitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Entina amin' ny loha fanondro sy ny ankibe: Ento tsara fa aza vingitina toy izao io mosara io fa efa madio [1.1]
 To be taken hold of at the extreme edge by the finger and thumb [1.2]
 Qu'on saisit, qu'on porte par les bouts [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vingitina, vingitiko, vingitinao, vingitiny, vingitintsika, vingitinay, vingitinareo, vingitin', vingitin-, vingitim-, vingiti-
Ny lasa : novingitina, novingitiko, novingitinao, novingitiny, novingitintsika, novingitinay, novingitinareo, novingitin', novingitin-, novingitim-, novingiti-
Ny hoavy : hovingitina, hovingitiko, hovingitinao, hovingitiny, hovingitintsika, hovingitinay, hovingitinareo, hovingitin', hovingitin-, hovingitim-, hovingiti-
Filaza mandidy : vingito
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05